- Talata 28 Novambra 2017
kolontsaina.« 1 anala Dj » Manandratra soatoavina anaty mozika
« Andrianiko ny kantoko, feheziko ny an’ny hafa ». Io no teny filamatra entin’ny « 1 anala Dj » anatin’ny fikirakirana ny hira sy ny mozika. Fantatra tamin’ilay vazo « Zarako aza Gasy » ny tovolahy tany amin’ny taona 2015.
Hamaky ny tohiny