• Alatsinainy 13 Novambra 2017
kolontsaina.Faha-5 taonan’ny « VOX ANGELI » Hetsika maro no hotanterahina

Hanasongadina ny maha izy azy amin'izay ny antoko mpihira Vox Angeli ao anatin'ny dimy taona ho avy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Novambra 2017
kolontsaina.Tsiahy an’i Michael Jackson Hipoka ny tranompokonolona Analakely

Feno hipoka ny tranompokonolona Analakely ny sabotsy hariva teo. Azo lazaina ho niavaka ary mbola nampisongadina hatrany ilay mpanjakan’ny Pop Music,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Novambra 2017
kolontsaina.Fetin’ny noely sy ny faran’ny taona Hampilalao ny fianakaviana ny zava-pisotro “Caprice”

Hampilalao ny isam-pianakaviana indray ny zava-pisotro Caprice manomboka izao no fanamarihana ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona. “Family Chef caprice” no anarana nampitondraina ny hetsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Novambra 2017
kolontsaina.Tovolahy niaina tany amin’ny Planeta Mars Tsiambaratelo lehibe no fonosin’ny “Sphinx” any Egypta

Malaza noho ny resaka fahalalahana ara-tsiantifika ananany ny tovolahikely Rosianina antsoina hoe Boriska Kipriyanovich, 20 taona izay nilaza fa niaina tany amin’ny planeta Mars nialohan’ny nahatongavany teto ambonin’ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Novambra 2017
kolontsaina.Africa Music Awards Hihazo an’i Lagos - Nigeria anio i “Shyn”

Hihaona amin’ireo mpandraharaha ao Afrika ireo mpifaninana amin’ny “Africa Music Awards” na AFRIMA, andiany faha-4, ny 10 novambra ho avy izao, ao Lagos Afrika. I Shyn manokana dia anio no handao an’i Madagasikara ho any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Novambra 2017
kolontsaina.The Jackson Boyz sy Beez’art Hanao seho miavaka amin’ny sabotsy izao

Ny sabotsy 11 novambra ho avy izao indray vao hotanterahina etsy amin’ny tranompokonolona Analakely ilay hetsika fahatsiarovana an’i Michael Jackson mpanjakan’ny mozika Pop saika hotanterahina ny faran’ny volana oktobra lasa teo,

Hamaky ny tohiny
FTT