- Alatsinainy 23 Oktobra 2017
kolontsaina.Parasy Gasy
Voalavo be, mpitondra aretina Parasy kely fa tena misy entina. Fako aman-taonina toa tranon'ny pesta, Gasikara manontolo no tsy afa mihetsika.
Hamaky ny tohinyVoalavo be, mpitondra aretina Parasy kely fa tena misy entina. Fako aman-taonina toa tranon'ny pesta, Gasikara manontolo no tsy afa mihetsika.
Hamaky ny tohinyMpamorona ny ampahan-kira maromaro ao amin’ny fihirana FFPM sy ny fihirana fanampiny Razafintseheno Myriam na i Zazah.
Hamaky ny tohinyRaha somary natahorana ny ain’i Rah ckiky na Razafimamy Christian mpihira omaly maraina dia re omaly tolakandro fa efa mahatsiaro tena izy ary efa niteny.
Hamaky ny tohinyHo fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fizahantany, ny masoivoho Amerikanina eto Madagasikara, ny USAID Madagasikara ary ny minisiteran’ny fizahantany dia mampanao fifaninanana sary izay hatao sary karatra, mitondra ny lohateny hoe : “Ny hakanton’ny voary eto Madagasikara”.
Hamaky ny tohinyhamelona any am-pon’ny tsirairay ny fitiavana an’i Michael Jackson ilay mpanjakan’ny mozika Pop nodimandry ny taona 2009 ny tarika The Jackson Boys.
Hamaky ny tohinyEfa niroso ihany ilay fankalazana ny “Taom-baovao Iraisan’ny Malagasy”, raha tarafina tamin’ny hetsika tao Antsirabe.
Hamaky ny tohiny