kolontsaina

Jay’a Mampita hafatra anaty gadona mafana


  • Zoma 19 Janoary 2018

5 taona izao no niloman’i Robena Marco François na Jay’a tao anatin’ny mozika. Tarika Marco no anarana nentiny sy ny ekipany tany am-piandohana raha mbola tsy nivohy afa-tsy ny gadona Tsapiky.

 

Taty aoriana kosa rehefa tsy nifidy gadona iangaliana ka nisafidy ny hanao varieté dia niova ho Jay’a indray no anarana nisaloran’ity mpanakanto zanak’i Toliara ity. Miisa 10 ankehitriny ny rakitsary efa navoakany ary 25 ireo fampisehoana efa vita. 32 kosa ireo cabaret. Amin’izao fotoana iza odia manomana hetsika maro izay mbola ho ambara amin’ny fotoana tsy ampoizina eto an-toerana sy any ivelany ingahirainy ka Edgard Robena, izay rainy ihany moa, no mitari-dalana azy amin’izany. Miara-miasa akaiky amin’ireo zokibe sy efa kalaza toa an-dry Pierrot Matatana sy Dat’kotry koa moa i Jay’a.

J. Mirija

.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT