• Talata 19 Desambra 2017
kolontsaina.Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana Nampifalifaly ireo ankizy teny Analakely

Ankatoky ny fetin’ny krismasy isika amin’izao fotoana ka tsy adinon’ny eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny nampifalifaly ireo ankizy miisa 150 isaky ny boriborintany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Desambra 2017
kolontsaina.Ladies’Circle N°6 Nanampy ireo ankizy sahirana teny amin’ny EPP Alarobia

« Fifankatiavana sy fifanampiana » no teny filamatry ny fikambanana Ladies’Circle Madagascar (LCM). Ho fanatanterahana izany indrindra no nahatonga ny Ladies’Circle N°6 (LC6) zana-tsampana ao anatiny nanolotra fanomezana ho an’ireo ankizy sahirana teny amin’ny EPP Alarobia ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Desambra 2017
kolontsaina.Miss Madagascar andiany faha-4 Amin’ny zoma alina ny dingana famaranana

Tonga amin’ny dingana famaranana ankehitriny ny Miss Madagascar andiany fahefatra. Hotontosaina amin’ny zoma 15 desambra ho avy izao etsy amin’ny Hotel Carlton Anosy ny famaranana ny hetsika, handraisan’ireo tovovavy miisa 16 anjara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Desambra 2017
kolontsaina.Hetsika Sambaraha andiany faha-6 Hiavaka amin’ny Hazakaza-gana sy Surf

Hiditra amin’ny andiany faha-6 amin’ity taona ity ny 20 ka hatramin’ny 23 desambra izao ny hetsika goavana fanao isan-taona ao Taolagnaro ao na ny Sambaraha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Desambra 2017
kolontsaina.Tsenan’Anjoma Hanomboka ny 18 desambra

Tetsy Analakely sy Mahamasina ihany no nisy ny tsenaben’ny Noely nokarakarain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra hatramin’izay. Hiavaka tsy toy ny mahazatra izy amin’ity taona 2017 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT