• Talata 03 Aprily 2018
kolontsaina.Horonantsary Gisa Mainty II Nahazo ny anjarany ny tetezamitan-dRajoelina

Nahafa-po sy nampiala-voly tanteraka ireo tonga nanatrika tetsy amin’ny Roxy sy Rex ary Ritz omaly alatsinainin’ny paska 2018 ny nijery an’ilay horonantsary novokarin’ny Scoop Digital nampitondrainy ny lohateny hoe : Gisa Mainty II.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Martsa 2018
kolontsaina.Fiombonan’ny tany mampiasa ny teny frantsay Hampahaleotena ny vehivavy

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny foiben’ny fiombonan’ireo tany mampiasa manontolo na amin’ny ampahany ny teny frantsay (OIF) etsy Antaninarenina ny atrikasam-paritra mikasika ny tokony ho fomba fiasa vaovaon’ireo tany miray vondrona ao amin’ny OIF.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Martsa 2018
kolontsaina.Mpanjakan’Antemoro Ampanabaka Nasandratra ny andriana Rakotobenarivo

Efa feno telo volana katroka no tsy nananan’ny foko Antemoro Ampanabaka mpanjaka taorian’ny fiambohon’ny Mpanjaka Rakotobenarivo ny volana desambra lasa teo nasandratra ny andron’ny zoma 16 martsa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Martsa 2018
kolontsaina.Fikambanana Ambalambahoaka Vita ny fampihavanana teo amin’ny samy mpikambana

Ny taona 1991 no niorina voalohany teto amintsika ny fikambanana Ambalambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Martsa 2018
kolontsaina.Faran’ny herinandro Nanjakan`ny mozika rock

Hetsika in-droa miantoana tao anatin’ny faran’ny herinandro no natolotry ny tarika Ambondrona tetsy Antsahamanitra ny sabotsy sy alahady lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Martsa 2018
kolontsaina.Tarika Ny Ainga Iray ihany fa tsy mivaky

Tonga nampahafantatra ny seho voalohany amin’ity taona ity tetsy amin’ny Espace Telozoro Andrefanambohijanahary ny tarika Ny Ainga omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT