• Talata 06 Martsa 2018
kolontsaina.Tarika Ny Ainga Miala any ny « Vaky sehatra 2018 »

Raikitra ! Ny tolakandron’ny Alatasinain’ny Paska 02 aprily ho avy izao, etsy Antsahamanitra, no hanatanterahana ny seho goavana “Vaky sehatra 2018” ho an’ny tarika Ny Ainga. Fomba amam-panao efa lasa fotoam-bita ho an’ireo Mpankafy ny “Vazon’ny tanàna” sy ity tarika tsy mihira fitiavana fa ampihirain’ny fitiavana ity ny seho “Vaky sehatra” . Ankoatry ny fivimbinan’ny tarika ireo “Vazo milay” efa fantam-bahoaka hisy ihany koa ny fihirana ireo hira vaovao toy ny “Izaho vadinao”…

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Martsa 2018
kolontsaina.Fivoizana foko sy firazanana Mbola mampahantra ny Malagasy hatrany

Raha niditra nametraka ny fahefana kolonialy teto Madagasikara ny frantsay ny taona 1897 dia efa voarakitry ny tantara fa naniraka mpandinika maro hijery ny kolontsaina sy fiavahan’ny faritra tsirairay avy teto.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Febroary 2018
kolontsaina.Fahatsiarovana an’i Johnny Hallyday Seho tsara lamina sy matihanina ny zoma ho avy izao

Ny zoma ho avy izao no hotanterahina etsy amin`ny Dome RTA Ankorondrano ilay hetsika fahatsiarovana an`i Johnny Halliday, ilay andrarezina nitondra rivo-baovao teo amin`ny sehatra ny mozika frantsay. Hiavaka tokoa ny hetsika satria mialohan`ny fampisehoana dia hisy filaharana moto ``Harley Davidson`` marobe izay hiainga avy amin`ny Marais Masay izay hizotra any amin`ny Dome RTA.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Febroary 2018
kolontsaina.Vehivavin’ny faritra 22 Hasandratra etsy Mahamasina

Ao anatin’ny fankalazana ny andron’ny vehivavy na ny 8 martsa dia hisy ny hetsika « Vohitra kanto fihary » izay hiarahan’ny minisiteran’ny mponina sy ny orinasa Mada vision mikarakara etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny 2 ka hatramin’ny 5 martsa izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Febroary 2018
kolontsaina.Fankalazana ny taom-baovao Malagasy Misy mandiso ny tantara, hoy ny Andriana Robert Randrianatoandro

Fanimbana kolontsaina sy soatoavina no mety katsahin’ireo mpandiso tantara mikirakira tambazotra sosialy ankehitriny, hoy Robert Randrianantoandro mpitahiry izany hasim-piandrianana Malagasy, ka tokony hahitsy mba ho fantatry ny fara aman-dimby.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
kolontsaina.Vaky boky Tsy mahaliana ny Malagasy intsony

Azo lazaina ho maro raha mahatratra 10 isa eo isan’andro ireo liana amin’ny famakiam-boky sy mitsidika ireny tranomboky ireny ankehitriny, raha ny fanadihadiana natao teny amin’ireo mpivaro-boky sy tranomboky manodidina an’Ambohijatovo sy Analakely.

Hamaky ny tohiny
FTT