kolontsaina

Rija Ramanantoanina Hiavaka indrindra ny seho amin’ny alahady


  • Alarobia 02 Mey 2018

Fotoana iray miavaka indrindra hatramin’izay 30 taona niantseharan’i Rija Ramanantoanina teo amin’ny tontolon’ny hira sy mozika izay no hitranga etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny alahady 6 mey izao.

 Sambany ny tenany no hiakatra ny lapan’i Mahamasina, raha ny nambarany, ary efa vonona avokoa ny lafiny teknika rehetra na ny jiro na ny fanamafisam-peo. Fotoan-dehibe hanambarana ny fisaorana an’Andriamanitra izay fanaoko isan-taona io, hoy i Rija, ary izay no anton’ilay antoko mpihira miisa 800 hiaraka hanotrona ny tena amin’io fotoana io. Hanakoako koa ireo hira mahazatra efa nitaizana ny mpakafy toy ny « Hay ve ka nisy », « Fiainana kely », « Iza moa » sy ry « Mama » ireny. Amin’ny alahady izao izany no fotoana.

J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT