• Sabotsy 14 Aprily 2018
kolontsaina.Sarimihetsika « Tsy hivadi-belirano » Efa azo ny alalana hanodina azy

Hanomboka tsy ho ela ny fanodinana ny sarimihetsika mitondra ny lohateny hoe « Tsy hivadi-belirano » izay kasaina hivoaka ny volana desambra izao, raha ny nambaran’i Tcheck Julien Matsubara, anisan’ireo ho mpilalao ao anatin’ity sarimihetsika miharo fanadihadiana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Aprily 2018
kolontsaina.Fananganana tranom-pamokarana Tena mila vola be

Miroborobo hatrany ny fananganana tranom-pamokarana eto amintsika. Misy hatrany ireo vaovao vao natsangana hampahafantarina ny sarababem-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aprily 2018
kolontsaina.Rovan’Ilafy Tsy namidy izany, hoy ny Ben’ny tanàna

Nitondra fanazavana mikasika ilay resabe miely momba ny Rovan’Ilafy omaly ny ben’ny tanànan’Ankadikely Atoa Andriamanganoro Georges.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Aprily 2018
kolontsaina.Tarika Mage 4 Hanohy ny tantarany

Hiavaka ny fampisehoana izay hatolotry ny tarika Mage 4 etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny 22 aprily ho avy izao raha ny fanazavana faramparany azo avy amin’ny tarika omaly tetsy amin’ny Kudeta Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aprily 2018
kolontsaina.Hetsika “Green Revolution” Hampisongadina ny angovo azo havaozina

Natao tetsy amin’ny Infinithé Ivandry omaly alakamisy 5 aprily ny fampahafantarana ny fampirantiana andiany voalohany “green revolution” hotanterahina eny an-toerana ihany ny 27 hatramin’ny 29 aprily ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aprily 2018
kolontsaina.Fialam-boly Mitombo isa ireo trano fijerena sarimihetsika

Fialam-boly somary nangingina ary tsy dia re firy intsony ny fijerena sarimihetsika na ny sinema eto amintsika. Efa manomboka miverina amin’ny laoniny anefa izy io ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT