kolontsaina

Hetsika Madajazzcar Mitohy hatrany ny dia


  • Zoma 04 Mey 2018

Na eo aza ny raharaham-pirenena manomboka miha mafampana dia tsy maintsy ilaina foana ny fampitoniana kely ny fangotraham-po amin’ny alalan’ny mozika sy ny tontolony.

 Nahaliana ny maro omaly ny atrikasa momba ny amponga maro anaka notontosaina tetsy amin’ny AFT Andavamamba izay notarihin’ny andrarezina, Tohery Ravaloson, izay mila ravinahitra atsy Frantsa. Narahin’ny fampisehoana Apero jazz moa izany, izay notarihin-dry Elie Ramasindraibe teo amin’ny Sax, Zo Randrianarivelo teo amin’ny vatamaro afitsoka, Toq Red teo amin’ny gitara beso ary Judi Ratovo teo amin’izay aponga maro anaka.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

  • REKO
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

AMIN'NY 20 SEPTAMBRA Etsy amin'ny lapan'ny

Hijery ny tohiny
FTT