- Talata 24 Aprily 2018
kolontsaina.Flash B “Tsy matahotra an’i Black Nadia aho”
Tantara tena marina ilay hita "Mizara karatse", hiran'i Black Nadia sy "Fôsy jôkera", an'i Flash B hoy ity farany nandritra ny fahatongavany teny Ivato ny zoma teo, taorian’ny fivoahany kely tany Afrika.
Hamaky ny tohiny