• Alarobia 21 Martsa 2018
kolontsaina.Sarimihetsika Gisa Mainty 2018 Hanomezana lesona ny mpanao politika

Sambany no hisy sarimihetsika hivoaka hanome lesona ny mpanao politika eto amintsika. “Gisa Mainty 2018” no anarana hampitondraina azy io, izay hiparitaka manerana ny Nosy manomboka ny 26 martsa ho avy izao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Martsa 2018
kolontsaina.Andro Fandroana teto Imerina Naverin-kasina teny Ambohimanga

Efa nifaneken’ireo Mpanjaka sy Raiamandrenin-drazana manerana ny lafivalon’ny nosy nandritra ny vovonana notanterahina teny Ambohimanga tamin’ny volana septambra 2017 tamin’ny taon-dasa ny hamerenan-kasina ny fomba maha gasy ny Gasy ka notontosaina teny amin’ity toerana ity ny alahady 18 martsa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Martsa 2018
kolontsaina.Taom-baovao Malagasy Iray ihany, hoy Rakoto David

Iray ihany ny taom-baovao Malagasy, hoy Rakoto David, tompon’andraikitra eo anivon’ny hadivory fito sosona ao anatin’ny trano koltoraly Malagasy fa ny mpikarakara no samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Martsa 2018
kolontsaina.Sokola malagasy Ny vahiny indray no mankafy mialoha

Hotontosaina ny sabotsy izao tontolo andro etsy amin’ny Carlton Anosy ny varotra fampirantiana momba ny sokola sy ny hatendan-kanina na ilay antsoina hoe « Salon du chocolat et de la gourmandise » andiany faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
kolontsaina.Vaky boky Lasa mitaiza ireo mponina eny amin’ny faritra iva

Zary lasa fialam-bolin’ireo ankizy sy olon-dehibe eny amin’ny faritra ambany tanana eto an-drenivohitra amin’izao ny vaky boky no sady fanovozam-pahalalana ihany koa. Voakasik’izany ny “Centre de lecture et d’information et de la culture” ( CLIC) etsy Antohomadinika, izay mandray ankizy sy olon-dehibe manodidina ny 1.000 isa hatreto raha araka ny fanazavan-dRaonison Andrianjaka, tompon’andraikitra eo anivon’ny tambajotra CLIC eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Martsa 2018
kolontsaina.« LES NUITS D’INCUBONS » Adihevitra arahin-kira entina hanatsarana ny fiainam-pirenena

Hanatanteraka adihevitra arahin-kira miaraka amin’i Dama ry zareo mpikarakara hetsika ao amin’ny “Maison Jean Laborde” etsy Andohalo anio zoma 9 martsa hariva.

Hamaky ny tohiny
FTT