- Alarobia 25 Mey 2022
kolontsaina.TENY GASY Tamin’ny andronay, tsy nisy an’izany
Rehefa miresaka amin-janako (19 sy 16 taona) aho dia matetika mahateny hoe «Ka tamin’ny andronay, tsy nisy an’izany». Ilay «andronay» resahako amin’io, ny taona 1980-1990, nitovizako «génération» aminy ankehitriny.
Hamaky ny tohiny
