• Alatsinainy 11 Oktobra 2021
kolontsaina.25 taona nihiran’i Samoela Tsy nisy novana ny firafitr’ireo hira hatramin’izay

Niainga tany amin’ny “Mampirevy”, “Manatosaka”, “Efa sy dimy”, “Efa sy folo”, “Efa sy fahefany”, “Efa sy fahatelony”. Tonga indray ankehitriny fa “Efa sasany latsaka dimy”,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Oktobra 2021
kolontsaina.Fampirantiana zavakanto ankehitriny Handray anjara ny hiran’i Samoela

Isan’ireo mpanakanto miisa 26 mandray anjara amin’ny hetsika fampirantiana mitondra ny lohanteny hoe “Ny fitiavanay, our love, notre amour” ny mpihira Samoela.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Oktobra 2021
kolontsaina.Hakanto Contemporary Ankadimbahoaka Sangan’asana mpanakanto miisa 26 no haranty

Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny Hakanto Contemporary Ankadimbahoaka ny ranty ho an’ny zavakanto ankehitriny mitondra ny lohanteny hoe “Ny fitiavanay, our love, notre amour”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Oktobra 2021
kolontsaina.Ambanja Voasambotra ilay tovolahy nandratra ny mpanakanto Djino

Voasambotry ny zandary tao Marovato, ilay lehilahy nahavita nikasi-tanana ny mpanankato Djino.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2021
kolontsaina.Ambanja Nofirain’ny olona antsy ny mpanankato Djino

Nofarain’ny olona tamin’ny antsy ny mpanankato Djino. Nandritra ny alim-pandihizana afak’omaly talata 5 oktobra tao amin'ny kaominina Bemanefika, distrikan' Ambanja no nisehoan’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Oktobra 2021
kolontsaina.20 taona ny tarika Ambondrona Goavana ny seho atolotra eny amin’ny Coliseum

Seho goavana no atolotry ny tarika mpiangaly ny gadona Pop Rock Malagasy sy ny manodidina izay na ny tarika Ambondrona etsy amin’ny Coliseum Antsonjombe ny 24 oktobra izao.

Hamaky ny tohiny
FTT