kolontsaina

Embona sy fahatsiarovana Miala any ny fampisehoana “Generation 2000”


  • Zoma 20 Mey 2022

Spydee, Kiady, Marion, Tovo J’hay, Tempo Gaigy, Krutam Bull. Santionan’ireo mpanakanto malagasy nanamarika ireo ary mbola hisy hafa tsy ampoizina ihany koa, hoy ny mpikarakara,

hipoitra amin’ny fotoana tsy ampoizina mialohan’ny tena fampisehoana ho fahatsiarovana ny hatanorana nisy tany amin’ny taona 2000 tany. Ny alahady 10 jolay moa no ho tanterahana ao Antsahamanitra ny fampisehoana, hoy ny fanazavana, ary nampitondraina ny lohanteny hoe “Generation 2000”. Miala any araka izany ny fampisehoana “Generation 2000” ho fahatsiarovana ny taona 2000.
J. Mirija
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT