• Alarobia 20 Oktobra 2021
kolontsaina.Dama sy Bekoto Hampirevy Mahaleo ao Fianarantsoa

Mialohan’ny fankalazana ny faha 50 taonan’ny tarika Mahaleo dia niangavy ry zareo any Fianarantsoa hoe mba hasiana revy Mahaleo koa any mialohan’izay, hoy I Dama sy Bekoto,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Oktobra 2021
kolontsaina.North and Center Hamoha ny lasa ao Antsirabe

Fampisehoana miisa 2 be izao no atolotry ny tarika mpanao Rap, North and Center, ao Antsirabe ny 27 oktobra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2021
kolontsaina.Hosodoko eto Madagasikara Mbola sarotsarotra ny lalam-barotra

Mbola sarotsarotra ny lalam-barotra, raha hosodoko no resahana, hoy ny mpanakanto misehatra amin’izany, Zongo Bilaky.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Oktobra 2021
kolontsaina.Feno 50 taona i Lilie Lanonana goavana no hatao etsy amin’ny CC ESCA

Elaela no tsy nisy fampisehoana anaty efitrano raha resaka Hiran’ny Omaly sy ny atao hoe Kalon’ny Fahiny no resaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Oktobra 2021
kolontsaina.Angaredona andiany faha 16 Hatao any Toamasina ihany

Mafy ny fiantraikan’ny valanaretina manerana izao tontolo izao ary isan’ny voakasik’izany ny tontolon’ny zavakanto sy ny kolontsaina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2021
kolontsaina.Lapan’ny Tanàna Analakely Raikitra ny fanandratana ny nofin’izao tontolo izao

Tontosa ny sabotsy teo tetsy anoloan’ny lapan’ny tanànan’Antananarivo, etsy Analakely, ny fanokanana ilay tsangamby hanandratana ny nofin’izao tontolo izao izay manana sakany sy lavany 8 metatra

Hamaky ny tohiny
FTT