• Talata 23 Novambra 2021
kolontsaina.Minisitry ny kolontsaina Frantsay sy Malagasy Niresaka ny fampodiana ny Kabeson’ny Mpanjaka Toera

Nihaona tamin-dRamatoa Roselyne Bachelot, Minisitry ny Kolontsaina frantsay, Ramatoa Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo, Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina malagasy omaly tolakandro,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Novambra 2021
kolontsaina.Miss monde 2021 Hanainga anio alina ny solontena Malagasy

Hanainga anio alina hihazo an’i Porto Rico ny solontena Malagasy handray anjara amin’ny tompondaka eran-tany eo amin’ny hatsaram-bika sy tarehy na Miss monde 2021, Saya Nellie Anjaratiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Novambra 2021
kolontsaina.Fivavahana, sosialy, politika Ny Pr Ranjeva no lany ho Filohan’ny Akademia Afrikanina

Nampahafantarina ofisialy ny 13 novambra lasa teo tany Dakar Renivoitr’i Sénégal ny Fijoroan’ny “Académie africaine des sciences religieuses, sociales et politiques”,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Novambra 2021
kolontsaina.Faha-50 taonan’ny Tarika Mahaleo Eny amin’ny Karibotel Manerinerina indray ny fotoana

Mitohy hatrany ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Tarika Mahaleo. Taorian’ny seho goavana sy raitra tetsy Antsahamanitra ny 07 novambra nasehon’i Bekoto sy Dama,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Novambra 2021
kolontsaina.Faribolana Sandratra Hanao antsa fanairana ny mpandoro tanindrazana

Hanao antsa fanairana ny mpandoro tanindrazana etsy amin’ny Ivokolo Analakely ny zoma 19 novambra izao ireo poeta mivondrona ao anatin’ny fikambanana Faribolana Sandratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Novambra 2021
kolontsaina.Tontolon’ny zavakanto Mpanakanto roa no indray namoy ny ainy

Misaona tanteraka ny tontolon’ny zavakanto ny faran’ny herinandro teo. Mpanankato roam antsy no indray nindaosin’ny fahafatesana.

Hamaky ny tohiny
FTT