- Alatsinainy 15 Novambra 2021
kolontsaina.Apost sy Kiaka Hiara-hankalaza ny faha 35 taona
Revy rock lehibe ho famaranana ny faha 35 taona niakaran’izy ireo an-tsehatra no ho entin’ny tarika miisa 2
Hamaky ny tohinyRevy rock lehibe ho famaranana ny faha 35 taona niakaran’izy ireo an-tsehatra no ho entin’ny tarika miisa 2
Hamaky ny tohinyNafana ny fiarahana tetsy amin’ny CC ESCA ny takarivan’ny zoma teo niaraka tamin’ny mpanakanto mpivoy Ba gasy, Eric Manana sy Feo gasy ary Bebey sy Benny.
Hamaky ny tohinyNy 19 novambra izao indray no fotoana iarahana amin’ny mpanakanto, Wada sy Yoongs, etsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina manomboka amin’ny 8 ora sasany alina
Hamaky ny tohinyNosokafan’ny mpamorona azy, ny Pr Raymond Ranjeva, tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Carlton Anosy omaly ny fanombohan’ny fanatontosana ny sarimihetsika mitondra ny lohateny hoe “Nampoina –
Hamaky ny tohinyIsan’ireo tonga nanotrona ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fanatontosana ny sarimihetsika mitondra ny lohateny hoe “Nampoina”
Hamaky ny tohinyTsara faritana kely ihany angamba, hoy ny filoha lefitry ny filankevitry ny fampihavanana Malagasy, Gérard Ramamimampionona,
Hamaky ny tohiny