• Alakamisy 22 Desambra 2022
Toekarena.Prix jeunes espoirs » Mpandraharaha Malagasy 4 mianadahy no voaray hifaninana

Taorian’ny andiany fahadimy nahazo ilay « Prix Pierre Castel », dia tafiditra avy hatran’ny ho isan’ireo mpandray anjara amin’ny fifaninana « Prix Jeunes Espoirs » ireo mpandresy efatra teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Toekarena.Tohana ara-bolan’ny FMI Hahazo 3 miliara dolara i Ghana, mba ahoana i Madagasikara ?

Nankatoavin’ny Tahirimbola Iraisam-pirenena FMI ny herinandro teo ny “plan de sauvetage” mitentina 3 miliara dolara be ho an’i Ghana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Toekarena.Hetsika « la Grande Braderie » Hanampiana ny mpandraharaha

Sahirana avokoa ny ankamaroan’ireo mpandraharaha Malagasy amin’ny ankapobeny. Tsy misy ny mividy ny entana noho ny tsy fahafahan’ny isan-tokantrano manjifa izany hany ka mihitsoka tsy afa-miodina ny volan’izy ireny,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2022
Toekarena.Tohana ara-bolan’ny FMI Hahazo 3 miliara dolara i Ghana, mba ahoana i Madagasikara ?

Nankatoavin’ny Tahirimbola Iraisam-pirenena FMI ny herinandro teo ny “plan de sauvetage” mitentina 3 miliara dolara be ho an’i Ghana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2022
Toekarena.4 tapitrisa dolara ny fatiantoka Hisy fahatapahana ny famatsian’ny QMM ny Jirama

Miditra amin’ny tsy azo hanoharana tsy azo anoharana eo amin’ny mpamatsy mpiara-miombon’antoka aminy (fournisseurs) sy ny Jirama ny orinasa Rio Tinto QMM ao Taolagnaro,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2022
Toekarena.Harivola Raharinosy “Aza simbaina izay asa efa misy eto”

Tiana handeha ve ilay vondrona na “groupe” Rio Tinto sa inona, hoy ny fanontanian’ny mpandraharaha misehatra amin’ny harena an-kibon’ny tany, Harivola Raharinosy?

Hamaky ny tohiny
FTT