- Alakamisy 19 Janoary 2023
Toekarena.Fanodinana tantely any Amoron’i Mania Hapetraka rahampitso ny milina manara-penitra
Ny faritra Amoron'i Mania no hisantatra ny fananganana Indostria miainga amin’ny vokatra any ifotony na Taninketsa Indostrialy na ny ODOF(One District One Factory ) ho an’ity taona 2023 ity, raha ny fantatra.
Hamaky ny tohiny
