- Alakamisy 05 Janoary 2023
Toekarena.Volamena 1,03 taonina nolazaina hodiovina Ahoana ny tohiny, sao dia efa niova bolongam-bato ?
Ny 27 aprily 2022 no efa nankatoavina teo anivon’ny filankevitry ny minisitra ny fanadiovana ny volamena "or doré" ao amin'ny Banky Foiben’I Madagasikara (BFM) hodiovina ho lasa " or monétaire".
Hamaky ny tohiny
