- Alarobia 07 Desambra 2022
Toekarena.Revolisiona indostrialy « Mila angovo maharitra isika ary tsy lafo »
Nanamarika ny Andron’ny Fampiroboroboana ny Indostria aty Afrika i Madagasikara. Nisy ny hetsika manokana natao tetsy amin’ny Novotel Alarobia nanamarihana izany omaly.
Hamaky ny tohiny
