• Alarobia 23 Novambra 2022
Toekarena.Karatra fandoavan-ketra Kendrena ho tonga 2 000 000 amin’ny 2023

Vinavinaina ho tafakatra 2 000 000 ny isan’ny olona manana karatra fandoavan-ketra amin’ny taona 2023, raha ny nambaran’ny Minisitry ny toekarena sy ny Fitantanam-bola Rtoa Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2022
Toekarena.Dany Rakotoson “Manana sary ratsy isika amin’ny resaka fandraharahana”

Mbola anaty krizy moa isika, hoy ny mpandraharaha sady mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson, ary mitady ny lalan-kizorany na “repère” ho azy indrindra ao anatin’izany ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Novambra 2022
Toekarena.Fampidiran-ketran’ny DGI 2 515 miliara Ar tao anatin’ny sivy volana

Raha 3 848 miliara ariary ny tanjona voafaritry ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana LFR 2022 mandritra ny taona, nampiditra 2 515 miliara ariary izay manome 65,3% tamin’ny vina ho an’ity taona ity ny Fitantanana ankapoben’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2022
Toekarena.Fizahantany eto Madagasikara “Ho vonoina mihitsy ve?”

Ny 62%n’ny tana na “caméléon” eto amintsika dia tsy misy afa-tsy eto, hoy ny manam-pahaizana momba ny fizahantany, Durlin Retogniane.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Toekarena.Fandraharahana eto Madagasikara Ny vahiny antsoina, ny Malagasy potehina ?

Nanamarika iny faran’ny herinandro iny ny fisian’ilay hetsika nataon’ny fitondrana Rajoelina izay atrikasam-pirenena mikasika ny fampiasam-bola ho an’ny Planina hoenti-mampandroso an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2022
Toekarena.Seranantsambon’I Toamasina Isan’ireo mampiditra vola be indrindra

Isan’ny mbola olana goavana ho antsika eto Madagasikara ny fampidiran-ketra sy haba, isan’ny miantoka ny fampiodinana ny raharaham-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT