• Talata 31 Oktobra 2017
Toekarena.Minisitra Tazafy Armand « Misokatra ny Tiko AAA rehefa mahafeno fepetra »

Nanamafy indrray omaly alatsinainy ny minisitry ny Indostria Tazafy Armand fa tsy afaka misokatra ny orinasa Tiko AAA ao Antsirabe raha tsy feno ny fepetra rehetra ;

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Oktobra 2017
Toekarena.Orinasa Lazan’i Betsileo Bokan-trosa 2,6 miliara ariary

5 volana teo ho eo no nametrahana ny mpitantana vaovao eo anivon’ny orinasa mpamokatra divay “Lazan’i Betsileo” any Fianarantsoa noho ny olana teo amin’ny fitantanana teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Toekarena.Vakinankaratra Orinasa 5 tsy manana “permis environnemental” kanefa miasa

Mazava ny tatitra an-taratasy nataon’ny sampandraharaham-paritry ny tontolo iainana sy ny ala Vakinankaratra taorian’ny fivoriana natao ny alakamisy teo fa misy orinasa 5 tsy mbola manana ny fahazoan-dalana amin’ny fanajana ny tontolo iainana na permis environnemental any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2017
Toekarena.Mpizahatany tonga eto Madagasikara Nihena 15 % noho ny pesta

Nihena 10 ka hatramin’ny 15 % ireo mpizahatany tonga nitsidika antsika teto Madagasikara hatramin’ny nisian’ny pesta, hoy ny tompon’andraikitra iray eo anivon’ny ofisim-pirenena momba ny fizahantany na ny ONTM.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Oktobra 2017
Toekarena.Mpiasan'ny AAA - Tiko Mitaky hatrany ny hanokafana ny orinasa

Tapa-bolana lasa izay no nikatonan’ny orinasa AAA Tiko Andranomanelatra, izay hifanilahan’ny tompon’andraiki-panjakana ny fanakatonana azy. Raha ny ara-taratasy dia fampiatoana vonjimaika ny famokarana no tokony ho natao fa tsy fanakatonana sy fanapahana Jiro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2017
Toekarena.Raharaha orinasa AAA Tsy miditra amin’io intsony aho, hoy Ravalomanana

Efa nampanofaina amin’ny AAA io fa tsy an’ny Tiko intsony ka tsy mahazo misokatra, hoy i Marc Ravalomanana. An’ny AAA io, dia izay ataony any fa tsy miditra aho, fa avelao izy no hanao azy.

Hamaky ny tohiny
FTT