• Alatsinainy 06 Novambra 2017
Toekarena.Fidangan’ny vidim-piainana Tsy voafehy intsony

Ny faran’ny herinandro teo dia nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety (izay notsongaina) ny BFM tetsy Antaninarenina, mahakasika ny fampiakarana ny « tahan’ny fampindramam-bola fototra » (taux directeur). Raha ny fanazavana nentin’Andriamatoa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Novambra 2017
Toekarena.Trondro ao Tsiazompaniry Nihena hatrany amin’ny 50%

Ankehitriny dia 4 taonina isan-taona sisa ny trondro azo ao amin’ny reniranon’I Tsiazompaniry, faritr’Itasy, raha toa ka 11 taonina izany teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Novambra 2017
Toekarena.Vidin-tsolika Tokony ho vitan’ny fanjakana ny mampidina azy, hoy ny RNDC

Nivoaka tamin’ny fahanginany indray Rabetsara Lita filohan’ny fikambanana RNDC mpiaro ny zon’ny mpanjifa manoloana ny fiakaran’ny vidin-tsolika ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Novambra 2017
Toekarena.Fampianarana sy fampandrosoana maharitra Manampy betsaka ny UNESCO, hoy ny praiminisitra

Nitsidika ny masoivoho Malagasy, ny tranom-panjakana ao L’hay les roses, ary ny tranon’ny mpianatra Malagasy ao Cachan ao Paris ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, Mahafaly Solonandrasana Olivier ny 1 novambra 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Novambra 2017
Toekarena.Fifanolanan-tany any Morarano Faharetana Mitady hivadika ho Soamahamanina faha-3

Tsy mety mifarana ny fifanolanan-tany misy eo amin’ny fokonolona any Faharetana-Imerintsiatosika-Arivonimamo sy ny tambatra orinasa vahiny Bionex izay nanomboka tany amin’ny taona 2010 nahatongavan’ity farany tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2017
Toekarena.AAA-Tiko Andranomanelatra Miantso ny filoham-pirenena hanokatra ny orinasa ireo mpiasa

Nihetsika indray ny mpiasan’ny AAA-Tiko Andranomanelatra ny talata 31 oktobra lasa teo, tao amin’ny ozinina Andranomanelatra ary mihamafana ihany ny fitakian’ireo mpiasan’ny AAA-Tiko

Hamaky ny tohiny
FTT