- Talata 14 Novambra 2017
Toekarena.Fifandraisana ara-barotra Hohatsaraina ny fiarahan’i Madagasikara amin’ireo firenen-kafa
Hohatsarana ny fiarahan’i Madagasikara amin’ireo firenen-kafa marobe any ivelany amin’ny lafiny fifandraisana ara-barotra. Notanterahina nanomboka omaly etsy amin’ny hotel Carlton Anosy hifarana anio talata 14 novambra ny atrikasa mifandraika amin’izany.
Hamaky ny tohiny