• Sabotsy 18 Novambra 2017
Toekarena.Hetsika ‘Lay tsena B Hametraka ny kalitao Malagasy amin’ny toerany

Ny 8 ka hatramin’ny 10 desambra izao no hotontosaina etsy amin’ny tanàna Voara Andohatapenaka ny hetsika ‘Lay tsena B. Varotra fampirantiana handraisana tranoheva miisa 300 anjara izy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Novambra 2017
Toekarena.Vondrona STAR Hentitra amin’ny kalitaon’ny entana amidiny

Tanterahina nanomboka omaly zoma etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ary hifarana anio sabotsy ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny sakafo .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Novambra 2017
Toekarena.Kalitaom-bokatra aty Afrika Lasa aloha ny Malagasy

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny hotely Carlton Anosy omaly ny atrikasam-panarenana mikasika ny fivoriana fahenin’ny komity fifanarahana ekonomika na ny APE sy ny atrikasa fanomanana ny fihaonambe faha-11

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Novambra 2017
Toekarena.Salon de l’habitat 2017 Omena toerana manokana ny asa tanana vita Malagasy

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly eny amin’ny Forello Expo Tanjombato, haharitra efatra andro, ilay hetsika Salon de l’habitat karakarain’ny agence de communication la premiere ligne.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Novambra 2017
Toekarena.BNI Madagascar Hanampy ireo maniry hanana tany sy trano

Vonona hanampy ireo fianakaviana Malagasy maniry hanana trano ny banky BNI Madagascar. Anisan’ny antony manosika azy ireo ho mpanohana ofisialy ny “Salon de l’habitat”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Novambra 2017
Toekarena.Tetibola 2018 Nitombo ny volan’ny andrim-panjakana rehetra

Lany tsy nasiam-panitsiana sy fanovana teny amin’ny Antenimieram-pirenena -Lapan’I Tsimbazaza, omaly Alarobia 15 Novambra 2017 tamin’ny Fivoriambe azon’ny besinimaro natrehina ny volavolan-dalàna momba ny tetibolam-panjakana iasana ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
FTT