Toekarena

Hetsika ‘Lay tsena B Hametraka ny kalitao Malagasy amin’ny toerany


  • Sabotsy 18 Novambra 2017

Ny 8 ka hatramin’ny 10 desambra izao no hotontosaina etsy amin’ny tanàna Voara Andohatapenaka ny hetsika ‘Lay tsena B. Varotra fampirantiana handraisana tranoheva miisa 300 anjara izy ity.

Tanjona ao anatin’ny hetsika ny hametraka ny antsoina hoe Label kalitao Madagascar. Araka izany, hametraka ny kalitaon’ny vita Malagasy amin’ny toerany no tanjona eo amin’ny lafiny rehetra toy ny fiara sy moto, ny filatroana ary ny asa tanana. Fotoana iray hihaonana amin’ireo mpamorona fanta-daza amin’izay resaka lamaody izay indrindra io sady fanandratana ny kolontsaina Malagasy. Hisy ny fifaninanana poezia iarahana amin’ny Faribolana sandratra sy ny fifaninanana Slam miaraka amin’ny Madagaslam.

J. Mirija


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT