• Alakamisy 23 Novambra 2017
Toekarena.Hetsika goavana momba ny tolotra ara-bola Hatao ny 28-29 novambra ny « SMBA »

Hotanterahina ny 28 sy 29 novambra 2017 izao etsy anoloan’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny andiany voalohany amin’ny hetsika goavana antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Novambra 2017
Toekarena.Miha mahantra hatrany i Madagasikara Mitotongana ny sandan’ny Ariary

Nahatratra 3736,67 Ariary ny sandan’ny 1 euro teo anivon’ny Marché Interbancaire des Devises (MID) omaly alatsinainy 20 septambra. Midika io fa latsaka dia latsaka ny ariary raha mihoatra amin’ny vola euro izay anisan’ireo vola vahiny handrefesana ny ariary ao amin’ny MID miaraka amin’ny dolara Amerikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Novambra 2017
Toekarena.Fivahiniana ara-toekarena natao tany Canada Afa-po tanteraka ireo mpandraharaha Malagasy

Tontosa soa aman-tsara ny 21 ka hatramin’ny 28 oktobra lasa teo tany Canada ilay fivahinianana ara-toekarena sy ara-barotra nokarakarain’ny tranoben’ny varotra eto Madagasikara sy any Canada.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Novambra 2017
Toekarena.OPENFLEX Fitantanana azo antoka ho an’ny orinasa

Ny fanodinkodinana amin'ny lafiny rehetra dia trangan-javatra iray hita matetika eny anivon’ny orinasa maro eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Novambra 2017
Toekarena.Andron’ny indostria aty Afrika Hanohana akaiky ny hetsika ny BNI Madagascar

Notanterahina nanomboka omaly alatsinainy 20 novambra ny fankalazana ny andron’ny indostria aty Afrika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Novambra 2017
Toekarena.Kary Rosin mpandraharaha ara-lodsia “Vonona hanaja ny fenitra iraisam-pirenena izahay”

Mpandraharaha ara-lodsia Malagasy amin’ny dimy nanao ny fanondranana lodsia mena amin’ny alalan’ny fiaramanidina Atoa Kary Rosin. Raha ny fanazavany dia “nisy faharatsiana ny lodsia tamin’ity taom-piotazana 2017 ity noho ny fiovaovan’ny toetr’andro ka nahatara ny orana.

Hamaky ny tohiny
FTT