• Zoma 01 Desambra 2017
Toekarena.BNI Madagascar Telo ireo tsara vintana notolorany loka tamin’ny SIH

Fahombiazana tanteraka no azon’ny banky BNI Madagascar nandritra ilay lalao tombola nokarakarainy tany amin’ny Salon International de l’Habitat teny Tanjombato, ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Novambra 2017
Toekarena.Baby shopping andiany faha-5 Mpiara-miasa akaiky ny Top Radio sy Jejoo

Hotanterahina etsy amin’ny lapan’ny tanàna manomboka rahampitso zoma fiandohan’ny volana desambra, haharitra roa andro, ilay hetsika Baby Shopping andiany fahadimy karakarain’ny Prima Baby. Hiavaka tsy ho toy ny mahazatra ny hetsika, hoy Rajaonah Haingo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Novambra 2017
Toekarena.Fandraharahana eny anivon’ny banky Mbola tena mampalaina ny Malagasy

Mbola latsaky ny 10 %-n’ny Malagasy no mampiasa ny asa fandraharahana eny anivon’ny banky. Anisan’ireny ny fitehirizam-bola, ny fihindramam-bola….

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Toekarena.Tsenaben’ny sakafo sy ny lakozia Hampihaonina mivantana ny mpamokatra sy ny mpanjifa

Ny 30 novambra ka hatramin’ny 03 desambra ho avy izao indray no hotontosaina etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina ilay tsenaben’ny Sakafo sy ny lakozia andiany fahavalo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Novambra 2017
Toekarena.Minisiteran’ny varotra sy ny BNI Hiara-kiasa hitsinjo ireo mpiasam-panjakana

Hiara-kiasa akaiky manomboka izao ny minisiteran’ny Varotra, tarihin’ny minisitra Chabani Nourdine sy ny banky BNI tarihin’ny tale jeneraliny Atoa Alexandre Mey.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Novambra 2017
Toekarena.Botoubebe Rosin mpandraharaha ara-lodsia “Efa vonona amin’ny fanondranana izahay”

Omaly hariva no nisokatra ny taom-piotazana sy taom-panondrana lodsia amin’ity taona 2017 – 2018 ity ho an’ny faritra atsinanana sy ny faritra Analanjirofo.

Hamaky ny tohiny
FTT