• Alatsinainy 04 Desambra 2017
Toekarena.Fampandrosoana ny firenena Hanome ny tsara hatrany ny JCI Madagasikara

Federasionina goavana hikambanan’ny tanora sady olom-pirenena mandray andraikitra maneran-tany ny JCI na ny « Jeune Chambre Internationale ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Desambra 2017
Toekarena.Mitombo ny fivarotana goavana eto Antananarivo Voatokana ny “La Chapelle” eny Analakely

Notokanan’ny ben’ny tanànan’Antananarivo ny sabotsy lasa teo ny Tranombarotra lehibe « La Chapelle » eny Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Toekarena.Fiaraha-miasan’ny CNaPS amin’ny « Microfinances » Nanala fahasahiranana ny mpanjifa

Taloha dia teny anivon’ny paositra, ny firaisana, ny banky ary tetsy amin’ny foibe etsy Ampefiloha no fakana ny « pension CNaPS ».

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Toekarena.Toekarena malagasy Marary tanteraka, efa anaty fanairana mainty

Efa tsy fanairana mena intsony fa tena mainty mihitsy no mitranga amin’ny toekarena Malagasy ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Desambra 2017
Toekarena.Fikirakirana ny volam-panjakana Tafapetraka any Mahajanga ny “SIG-OC”

nisan’ny vaindohan-draharahan’ny Tahirimbolam-panjakana ny fanaraha-maso ny fivezivezen’ny vola vahiny eto anivon’ny firenena. Mba ahafahany manamafy izay andraikiny izay, dia nametraka ny atao rindram-baiko na “Logiciel”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Toekarena.Fitotongan’ny Ariary Hampidangana ny vidim-piainana

Miara-mahita isika fa mihena ny sandan’ny ariary eo amin’ny tsena ara-bola.

Hamaky ny tohiny
FTT