Toekarena

Fety faran’ny taona Mahasarika ny olona ireo kojakoja elektronika


  • Talata 12 Desambra 2017

Amin'ny vaninandro fety toy izao dia ny karazana kojakoja elektronika na «éléctromenager» no mahasarika ny olona.

Hita ho mifanaraka amin'izay koa ny kalitaon’ny tolotra omen’ireo magazay eto amintsika toy ny Baolai. «Amin'izao fankalazana ny faha-20 taona niorenan'ny tranombarotra izao, dia misy fihenam-bidy samihafa amin'ireo karazan'entana sasany, toy ny «panneaux solaires». Misy antoka herintaona ny «Télé Led». Ary amin'izao fetin'ny krismasy sy taom-baovao izao dia maro ny entana tsara kalitao azo atao fanomezana tsara hita etsy Analakely, Soarano eo ampitan'ny firaisana sy EPP ary Bazar Be Toamasina», hoy ny tompon'andraikitra tao amin’ny tranombarotra nilaza fa ho maro loko tokoa ny fety amin’ity volana ity ao amin’izy ireo.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Fampandrosoana ny firenena
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Mila fanavaozana goavana

  • Fitrandrahana harena
  • Talata 14 Aprily 2026

an-kibon’ny tany

  • Fampandrosoana an’i Madagasikara
  • Talata 07 Aprily 2026

Tsy afa-miala amin’ny fanovàna

  • Trosa ivelan'i Madagasikara
  • Talata 31 Martsa 2026

Fifanarahana 13 nitrosana

  • Fisitrahana ny FEC sy FRD
  • Talata 31 Martsa 2026

Tonga manao fitsirihana eto indray ny iraky ny FMI

  • Fanatsarana ny
  • Talata 24 Martsa 2026

rafitry ny vola eto Madagasikara

Hijery ny tohiny
FTT