Toekarena

Fidangan’ny vidim-piainana Ny sandam-bola Malagasy no mila fanamboarana


  • Alatsinainy 11 Desambra 2017

Tsy ny vidim-bary loatra no tena olana eto amintsika hoy Rafanomezantsoa Jean Nirina filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy na ny fiakaran’ny vidin-tsolika matetika fa ny sandam-bolantsika Malagasy mihitsy no tokony amboarina. Samy manam-bola avokoa ny tsirairay hoy izy saingy ny lanjany no tsy misy.

Ny fijerena izany no tena mahamaika raha tiana ny hanatsarana ny fiainam-bahoaka amin’ny ankapobeny.  Raha terena hampidinina mantsy ny vidim-bary dia naman’ny mamono ireo tantsaha mpamokatra ihany koa isika. Ho an’ireo mpanera na ilay mpanelanelana izay voalaza fa anisan’ny mampidangana ny vidim-bary eny an-tsena ihany koa dia nomarihiny manokana fa na ireo mpivarotra aza dia mpanera satria hafa no hakany ny vidim-bary eny am-potony ary hafa ihany koa no hamarotany izany.

 

Pati

 


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT