- Alatsinainy 11 Desambra 2017
Toekarena.Fidangan’ny vidim-piainana Ny sandam-bola Malagasy no mila fanamboarana
Tsy ny vidim-bary loatra no tena olana eto amintsika hoy Rafanomezantsoa Jean Nirina filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy na ny fiakaran’ny vidin-tsolika matetika fa ny sandam-bolantsika Malagasy mihitsy no tokony amboarina. Samy manam-bola avokoa ny tsirairay hoy izy saingy ny lanjany no tsy misy.
Hamaky ny tohiny