• Alakamisy 14 Desambra 2017
Toekarena.Fambolena tsy mampiasa akora simika Tantsaha 22.000 no efa mampihatra azy

Efa mahatratra 22.000 isa ankehitriny ireo tantsaha Malagasy mampiasa ilay fomba fambolena tsy mampiasa akora simika. Faritra maro no efa ahitana izany, toy ny any Nosy-Be, SAVA, Avaratra Andrefana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Desambra 2017
Toekarena.Antenimieran’ny varotra Atsinanana Hatao ny zoma ny fifidianana

Tao anatin’ny 8 volana, nanomboka ny volana aprily nitsanganan’ny komity manokana mpikarakara ny fifidianana vaovao eo anivon’ny antenimieran’ny varotra atsinanana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Desambra 2017
Toekarena.Fahatongavan’ireo vary nohafarana Matahotra ho matiantoka ny mpamongady

Nahitana fidinana 50 ariary monja ny vidin’ny vary makalioka, raha ny hita teny amin’ny tsenan’Anosibe omaly. 2200 ariary teo aloha ary efa tafidina 2150 ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Desambra 2017
Toekarena.FTHM Consulting Fahombiazana no azony tamin’ny fampiroboroboana ny orinasa

Tontosa soa aman-tsara omaly teny amin’ny Ibis Ankorondrano ny fanolorana ilay certification ISO 9001-2015 ho an’ny FTHM Consulting, orinasa iray mpanolotsaina amin’ny fitantanana ny orinasa eto an-toerana sy any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Desambra 2017
Toekarena.Fety faran’ny taona Mahasarika ny olona ireo kojakoja elektronika

Amin'ny vaninandro fety toy izao dia ny karazana kojakoja elektronika na «éléctromenager» no mahasarika ny olona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Desambra 2017
Toekarena.Sambaina Manjakandriana Hisy orinasa maro hatsangana, hanampiana ny tanora

Orinasa maro sy lehibe no hatsangana eo anivon’ny kaominina ambanivohitra Sambaina, distrikan’i Manjakandriana ato ho ato entina hanomezana asa ny tanora, hoy Randrianasolo Iandry Balsama, lefitra voalohan’ny ben’ny tanàna ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT