- Alakamisy 21 Desambra 2017
Toekarena.Sandan’ny Ariary Natotongan’ny HVM
Tsy mitsaha-mitotongana ny Ariary hatramin'ny niakaran’i Hery Rajaonarimampianina teo amin’ny fitondrana tamin’ny 25 janoary 2014.
Hamaky ny tohinyTsy mitsaha-mitotongana ny Ariary hatramin'ny niakaran’i Hery Rajaonarimampianina teo amin’ny fitondrana tamin’ny 25 janoary 2014.
Hamaky ny tohinyTsy misy afa tsy 5% amin’izao fotoana izao ny tahan’ny mpanjifan’ny banky eto Madagasikara, raha toa ka efa tafakatra hatrany amin’ny 29% kosa ny an’ireo orinasa na ivontoerana miantsehatra amin’ireny fampindramam-bola madinika ireny.
Hamaky ny tohinyNatao ny zoma tontolo ny andro teo ny fifidianana ireo mambra miisa 30 eo anivon’ny antenimieran’ny varotra sy ny indostria atsinanana, izay ahitana kolejy telo dia ny varotra sy ny indostria ary ny servisy. Lisitra kandida tokana izay notarihan’ny “GEPAT”
Hamaky ny tohinyMelly Andrée, renim-pianakaviana iray, no tsara vintana nandrombaka ny fiara marika « Hyundai Terracan », tamin’ny lalao tombola lehibe tao anatin’ilay hetsika « ‘Lay Tsena B » andiany voalohany,
Hamaky ny tohinyMbola mitana ny sain’ny maro ny mikasika ireo teratany “Karana” vahiny manao fandraharahana ara-bary eto Toamasina,
Hamaky ny tohinyHerinandro mahery eo ho eo sisa dia hianoka tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy isika, fety iray anisan’ny manan-danja tokoa ho an’ny isan-tokantrano.
Hamaky ny tohiny