Toekarena

Harena ankibon’ny tany sy solika Nampidi-bola be amin’ny kitapombolam-panjakana


  • Zoma 22 Desambra 2017

Nizara kilalao ho an’ny zanaky ny mpiasa sy fanomezana ho an’ny mpiasa mba hahafahany mifety any an-tokantranony avy, isaky ny fotoanan’ny krismasy sy ny faran’ny taona tahaka izao, omaly,


 ny tale provinsialin’ny harena ambanin’ny tany sy solika Toamasina, Amable Benjamin. Nambarany fa ezaky ny mpiasa tsirairay nandritra ny taona no nahavitana izao hetsika izao. Noho ny ezaka vitan’ny mpiasa dia nisy fitomboana ny fidiran’ny volam-panjakana tamin’ity taona ity tamin’ny resaka harena ambanin’ny tany sy ny solika, dia hahazo fanomezana manokana ny mpiasan’ny minisitera manerana ny Nosy alohan’ny fetin’ny faran’ny taona ho fampirisihana azy ireo hiasa bebe kokoa amin’ny taona vaovao.

Rakoutou


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT