- Alarobia 03 Janoary 2018
Toekarena.Fitotongan’ny Ariary Tsy vahaolana ny fanafoanana ny MID, hoy i Patrick Randriamisata
Mitotongana tanteraka ny sandan’ny vola ariary eo anatrehan’ny vola vahiny satria efa manodidina ny 4000Ar mihoatra na latsaka kely izany amin’izao fotoana izao, ka ny tsenan’ny takalo ara-bola na ny MID (Marché Inter-bancaire des devises) no tena antony.
Hamaky ny tohiny