- Alakamisy 01 Febroary 2018
Toekarena.Orinasa AAA-Tiko Miantso vonjy ny mpiasa
Nanao hetsika nentina nanehoana ny tsy fankasitrahana ny fanakatonana ny orinasa AAA-Tiko ireo mpiasan’ny Magro teto Antananarivo omaly,
Hamaky ny tohinyNanao hetsika nentina nanehoana ny tsy fankasitrahana ny fanakatonana ny orinasa AAA-Tiko ireo mpiasan’ny Magro teto Antananarivo omaly,
Hamaky ny tohinyEfa tamin’ny 3 novambra 2017 ny Jirama no nitory an’i Marc Ravalomanana, izay nambara fa nangalatra herinaratry ny JIRAMA. Nambara ihany koa fa ny tranon’ny filoha teo aloha mifanakaiky amin’ny orinasa no tena misy ilay fangalarana jiro.
Hamaky ny tohinyNanomboka namoaka ny entany teo ivelany ireo mpivarotra hani-masaka manamorona ny ranon’Anosy tratran’ilay asa fandravana tanterahin’ny ministeran’ny fanajariana ny tany, omaly.
Hamaky ny tohinyHatramin’ny fiandohan’ity taona 2018 ity, izany hoe tato anatin’ny telo herinandro dia nitotongana 120 ny sandan’ny vola Malagasy Ariary mihoatra amin’ny EURO.
Hamaky ny tohinyTsikaritra ny faran’ny herinandro teo fa nifandrombahana teny amin’ny mpivarotra ny vokatry ny orinasa Tiko AAA na ny épicerie tsotra na ireo toeram-pivarotana lehibe (grandes surfaces) eto Antananarivo.
Hamaky ny tohinyNy sabotsy 27 janoary lasa teo no nisafidianan’ny vondron’orinasa Vidy Varotra izay misy ny Gazety Vidy Varotra, Job, Jejoo, Tia Tanindrazana sy ny onjampeo Top Radio 102.8 FM nifampiarahabana sy nifampirariana soa noho ny taom-baovao 2018.
Hamaky ny tohiny