• Alatsinainy 29 Janoary 2018
Toekarena.Lalana potika Tsy mitondra fampandrosoana ara-toekarena

Anisan’ny sehatra iray azo hitarafana ny fandrosoan’ny firenena iray ny fahatsaran’ny lalana misy ao aminy. Raha ny eto Madagasikara manokana ohatra, izay firenena miankin-doha tanteraka amin’ny fambolena dia ilaina ny fahatsaran’ny lalana mba amoahana haingana ny vokatra, indrindra any amin’ireny ambanivohitra ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Janoary 2018
Toekarena.Fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina Hanomboka ny volana Aprily ny “VINA 2025”

Ny zoma hariva teo no nanao ny lanonana ho fifampiarahabana noho ny taona vaovao 2018 ny mpiasan’ny seranan-tsambon’i Toamasina notarihan’ny tale jeneraliny Avellin Eddy Christian sy ireo mpiara-miasa aminy, izay sambany no natrehan’ny filohan’ny komitim-pitantanan’ny Spat Rtoa Razanandrakoto Herisoa niaraka tamin’ireo telo mianadahy mpikambana eo anivon’ny komitim-pitantanana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Janoary 2018
Toekarena.Tiko, Magro … Nodorana nefa tsy levona

Feno sivy taona katroka omaly ny Alatsinainy Mainty nitranga ny 26 janoary 2009, nisian’ny fandrobana, fandoroana ary nahapotika orinasa marobe teto Madagasikara nandritra ny fanonganam-panjakàna notarihin’i Andry Rajoelina ny taona 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Janoary 2018
Toekarena.Lalàn’ny fananan-tany “Tokony hampifanarahana amin’ny filan’ny Malagasy.”

Arakaraky ny maha be ny atrikasa sy fivoriana fampahafantarana ny vahoaka ny lalana mifehy ny fananantany eto amintsika no toa vao mainka mampirongatra ny aditany sy ny olana mikasika ny fanantany, indrindra, raha mitodika tamin’iny taona 2017 iny no ho mankaty. Araka ny fanazavan’ny mpandrindra nasionalin’ny sehatra ifotony mikasika ny fananantany (SIF),

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Janoary 2018
Toekarena.« Sommet de Versailles » tany Frantsa Soa fianatra hisintonana mpampiasa vola

Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny filoha frantsay Emmanuel Macron ny amin’ny fampirisihina ireo vahiny hampiasa vola any aminy. Rehefa avy nitsidika tany Onnaing, foiben`ny orinasa Toyota any Frantsa izy dia nanomboka nandray tsikelikely ireo mpanam-bola maneran-tany amin`ny sehatra maro isan-karazany tao amin`ny Chateau de Versailles.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Janoary 2018
Toekarena.Fitantanana orinasa Vahaolana mahomby ny “Openflex”

Hatramin'izay nisiany, Openflex dia manolotra vahaolana ara-pitantanana ho an'ireo mpitantana orinasa maro eto Madagasikara amin’ny alalan’ny rindrambaiko na “logiciel” avo lenta momba izany.

Hamaky ny tohiny
FTT