- Zoma 26 Janoary 2018
Toekarena.Fitrohana ny etona karbôna Vola be ho an’ny fanjakana, ahoana ny fanaraha-maso ?
Nahazo famatsiam-bola mitentina 2,150 tapitrisa dolara ny minisiteran`ny Tontolo iainana sy ny haivoary ary ny ala, ho fanomezan-danja ny tontolo iainana tamin`ny alalan`ny FEM na Fonds de l`environnement mondial sy ny PNUD.
Hamaky ny tohiny