- Alarobia 14 Febroary 2018
Toekarena.Fizahantany Afaka mampiditra vola be ho an’i Madagasikara
Anisan`ny firenena fantatry ny mpizahatany i Madagasikara kanefa mbola vitsy no resy lahatra mankaty amintsika, indrindra tamin’ireny fisian’ny valanaretina pesta teto Madagasikara ireny. Maro be anefa ny vokatra ateraky ny fizahantany ary azo tsapain-tanana izany, indrindra ny amin’ny lafiny toekarena.
Hamaky ny tohiny