• Talata 20 Febroary 2018
Toekarena.Tanànan’Antananarivo Asiam-panitsiana ny tetibola 2018

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely omaly 19 febroary ny fivoriana tsy ara-potoana voalohany eo anivon’ny Filankevitra Monisipalin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), amin’izao taona 2018 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Febroary 2018
Toekarena.Fanakalozana vola vahiny Manintona olona kokoa ny sehatra tsy ara-dalàna

Anisan’ny sehatra tsy ara-dalana miroborobo eto Antananarivo ny fanakalozana vola vahiny eny amin’ireny olona mijorojoro tahaka ny eny Analakely sy Antsahavola ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Febroary 2018
Toekarena.Fampandrosoana an’i Madagasikara Sakana ny fomba fiasa

Anisan’ny mampahantra ny firenena Malagasy ny fomba fiasa sy fitantanana misy eto na eo amin’ny orinasa izany na eo amin’ny firenena. Tokony hanana drafitra maty paika ny mpitantana raha te ho lasa lavitra ary miainga amin’ny tompon’andraikitra voalohany na ny mpitarika izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Febroary 2018
Toekarena.Tranoben’ny varotra sy indostria Frantsa Madagasikara Mila miofana ny orinasa Malagasy

Nampahafantarina omaly alakamisy 15 febroary tetsy amin’ny trano foiben’ny CCIFM Ankorondrano ny andiany fahatelo amin’ny fampiofanana ny orinasa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Febroary 2018
Toekarena.Erick Rajaonary “Tena sahirana ny mpandraharaha Malagasy”

Notanterahina omaly tetsy amin’ny Tranoben’ny Varotra sy ny Indostria ny fivoriambe tsy ara-potoanan’ny FIV.MPA.MA izay notarihin’ny filohany Erick Rajaonary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Febroary 2018
Toekarena.Fahapotehan’ny Air Madagascar Vokatry ny adalan’ny tetezamita

Mikorontana ny kaompania ana habakabaka Air Madagascar amin’izao fotoana ary matetika no hisian’ny fanafoanana sidina.

Hamaky ny tohiny
FTT