- Sabotsy 24 Febroary 2018
Toekarena.Lalam-pihariana kafe, lavanila, cacao, lojy Hampitomboina ireo haondratsika any ivelany
Hohatsaraina ireo karazana lalam-pihariana misy eto amintsika toy ny kafe, ny vanila, ny cacao, ny lojy...
Hamaky ny tohinyHohatsaraina ireo karazana lalam-pihariana misy eto amintsika toy ny kafe, ny vanila, ny cacao, ny lojy...
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny fanomezana avy any amin'ingahy be Noely ao amin'ny Openflex. Na efa volana febroary aza izao, dia mbola mahita atolotra ihany ity orinasa ity hanomezana fahafaham-po ny maro. Ho an'ireo izay izao vao mahafantatra, ny Openflex dia rindrambaiko na “logiciel”
Hamaky ny tohinyTsikaritra tato ato ny fahalanian’ny vola vaovao indrindra ireo vola taratasy majinika (petite coupure) teny amin’ny banky. Iaraha-mahalala anefa fa ilaina tokoa izy ireny satria manamora ny fifanakalozana ara-barotra andavanandro.
Hamaky ny tohinyMiakatra avokoa ny vidim-piainana ankehitriny, asa na hanao ahoana ihany fa dia tena mahakivy sy mahaketraka.
Hamaky ny tohinyTsy manam-pahataperana ny disadisa ao amin’ny tsenan’i Mahitsy RN 4. Heno indray mantsy izao fa nametraka fitoriana an’ny ben’ ny tanànan’i Mahitsy sy ireo mpanolotsain’ny tanàna sasany ary ny “commandant brigade Zp” ao an-toerana sy ny sefom-pokontanin’Antandrokomby ny lehiben’ny tsenan’ny kaominina ao Mahitsy, Maminiaina Johnny Rakotondranaly, omaly.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny fanomezana avy any amin'ingahy be Noely ao amin'ny Openflex. Na efa volana febroary aza izao, dia mbola mahita atolotra ihany ity orinasa ity hanomezana fahafaham-po ny maro. Ho an'ireo izay izao vao mahafantatra, ny Openflex dia rindrambaiko na “logiciel”
Hamaky ny tohiny