• Alakamisy 22 Febroary 2018
Toekarena.Tetibolan’ny CUA nasiam-panitsiana Nolanian’ny Filankevitra monisipaly

Lany tao anatin’ny lahadinika tsy ara-potoana izay notontosain’ny Filankevitra Monisipalin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra nandritra ny 3 andro nifarana omaly alarobia 21 febroary 2018 ny Tetibola nasiam-panitsiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Febroary 2018
Toekarena.ZES Madagascar Tsy maharesy lahatra an`ireo mpamatsy vola

Efa an-taonany no nanomanana sy nikotrehina ny volavolan-dalàna niaraka tamin’ireo “Consultant international” mahakasika ny fametrahana ny tetikasa Faritra ara-toekarena manokana na ZES eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Febroary 2018
Toekarena.TSENAM-BARO-PANJAKANA MANJAKA NY RISORISO

Tsy misy ny mangarahara amin’ny tsenam-baro-panjakana fa kitranoantrano no misy eto Madagasikara. Fomba mody atao fotsiny ny fampafahantarana ny tsena ho an’ny daholobe (appeld’offre) fa efa fantatry ny minisitera ny hahazo. Mandeha be ny afera, araka izany,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Febroary 2018
Toekarena.OMDA Mampitombo ny toekarena amin’ny famoronan’asa

Anio no hanatanterahana ny fifampiarabana nahatrarana ny taona 2018 amin’ireo mpikambana ato amin’ny OMDA izay atao ao amin’ny Kianjan’ny Kanto etsy Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
Toekarena.Vola vaovao Ritra sahady ny tahiry ?

Mahatsikaritra ny mpaka vola amin’ireny Guichet Automatique de Banque (GAB) ireny fa dia vola tranainy indray no mivoaka eny tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
Toekarena.Banky Foiben’i Madagasikara Manaraka ny fivoaran’ny teknolojia ara-bola

Nanomboka omaly tetsy amin’ny Carlton ny fivoriana nataon’ny SADC (Southern African Development Community) izay haharitra 5 andro handinihana manokana ny tetikasa napetraka momba ny informatika.

Hamaky ny tohiny
FTT