- Alatsinainy 26 Febroary 2018
Toekarena.“Marché O Soldes” andiany voalohany Hotanterahina ny 23,24 ary ny 25 martsa izao
Hampiantrano hetsika ara-barotra goavana isika eto an-drenivohitra ny 23,24 ary 25 martsa ho avy izao. “Marché O Soldes” no anarana nampitondraina izany karakarain’ny B-COM &C. Eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka hanatontosana azy io ahitana mpandray anjara hatrany amin’ny 200 isa.
Hamaky ny tohiny