- Alatsinainy 05 Martsa 2018
Toekarena.Fifandraisana ara-barotra maneran-tany Tsy mahomby i Madagasikara
Tsy mitoka-monina Madagasikara fa mifandray amin’ireo firenena avy any ivelany.
Hamaky ny tohinyTsy mitoka-monina Madagasikara fa mifandray amin’ireo firenena avy any ivelany.
Hamaky ny tohinyNotanterahina omaly tetsy amin’ny hotely Carlton ny atrikasa ny amin’ny fanatsarana ny sehatra ara-ketra ho an’ny angovo azo havaozina. Efa manomboka miroborobo ny famokarana herinaratra amin’ny alalan’ny angovo azo havaozina eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNanao fidinana faninefany tany amin’ny foiben’ny AAA-Tiko Andranomanelatra indray ny vadintany, nirahin’ny solontenam-panjakana tao Vakinankaratra, nanamarina sy nanavao ireo « scellage », efa natao teo aloha omaly alakamisy 01 martsa 2018 antoandro.
Hamaky ny tohinyToy ny mahazatra hatrany isaky ny fiandohan’ny volana, dia niakatra 90Ar isaky litatra indray ny vidin-tsolika eto Madagasikara. Raha 3840Ar ny vidin’ny lasantsy teo aloha dia lasa 3930Ar indray nanomboka halina tamin’ny 12ora.
Hamaky ny tohinyHotontosaina etsy amin’ny Mining business center Ivato ny 13 ka hatramin’ny 15 aprily izao ny tranoben’ny harena ankibon’ny tany sy ny solika ary ny fampitaovana ilaina aminy izay hiarahan’ny orinasa Media consulting miasa amin’ny fitondram-panjakana.
Hamaky ny tohinyManodidina ny 12% ny tahatsindrin-ketra afakaratsaka (taux de pression fiscale) eto Madagasikara. 20% monja ny tahan’ny fahazoana hetra (taux de recouvrement fiscal) eny amin’ny kaominina araka ny tarehimarika eny amin’ny sampandraharahan’ny hetra.
Hamaky ny tohiny