• Alatsinainy 12 Martsa 2018
Toekarena.Tranopirintim-pirenena Malagasy Voaarina amin’ny ampahany

Vita amin’ny ampahany betsaka ny fanarenana ny Tranopirintim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Toekarena.Fampandrosoana an’i Madagasikara Manome lesona ny Japoney

Omaly zoma 9 martsa no natao tetsy amin’ny minisiteran’ny toekarena Anosy ny famelabelarana narahina adihevitra momba an’i Japon sy Afrika. Manampahaizana manokana momba ny toekarena sy ny fifandraisan’i Japon sy Afrika, sady mpampianatra any amin’ny anjerimanontolo any Waseda Tokyo,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Toekarena.Fanofanana avo lenta “Stileex Upgrade” Ny 24 martsa izao ny andiany faharoa

Tonga ihany ity ilay fotoana nandrasan'ny maro. Amin'ity volana martsa ity no hotanterahina ny “Stileex Upgrade” andiany faharoa. Fanofanana sy valandresaka mikasika fanatsarana sy fampandrosoana tetikasa tanterahin’i Simon Lee (Stileex), izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2018
Toekarena.Fanapotehana ny AAA-Tiko Natao “soudure” ny vavahady rehetra

Raha fandeferana sy vahaolana no nandrasana tamin’ny fanjakana manoloana ny raharaha AAA-Tiko, dia vao mainka ny nifanohitra tamin’izany no setriny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Martsa 2018
Toekarena.Fananana renivola Mila mifanampy ny Malagasy

Olana ny fananana renivola ampiasaina eto Madagasikara. Iaraha-mahalala ny fahambonian’ny zana-bola, 16 hatramin’ny 18% amin’ireny banky ireny ka tsy mamparisika ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Martsa 2018
Toekarena.Fifanakalozana ara-barotra Kely ny miditra amin’ny fanondranana

Mifarana anio ny atrikasa andiany faharoa hijerena izay hahafahana mampivoatra ny antsoina hoe « commerce de service » na varotra ifanakalozan’ireo mpandraharaha malagasy amin’ny samy eto sy ny sehatra iraisampirenena, indrindra, aty amin’ny faritr’i afrika etsy amin’ny Panorama nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT