- Talata 27 Martsa 2018
Toekarena.Fanakatonana ny AAA-Tiko Nihetsika ny mpiompy ao Betafo
Miitatra ny fitarainan’ny tantsaha sy ny mpiompy manoloana ny fikatonan’ny AAA-Tiko.
Hamaky ny tohinyMiitatra ny fitarainan’ny tantsaha sy ny mpiompy manoloana ny fikatonan’ny AAA-Tiko.
Hamaky ny tohinyNanomboka omaly no notanterahina tetsy amin’ny hotely Carlton ny fihaonambe ara-toekarena nasionalin’i Madagasikara. Sambany no nisy an’izany teto ary ny faribolan’ny mpandinika ny hary sy ny toekarena eto Madagasikara (CREM) no nikarakara ity hetsika ity.
Hamaky ny tohinyKaominina miisa 992 tamin’ireo 1.059 nanao fangatahana tamin’ny banky iraisam-pirenena omaly no notolorana taratasim-bola 15 tapitrisa Ar avy teny amin’ny efitrano fandraisana fivoriana iraisam-pirenena eny Ivato.
Hamaky ny tohinyOlona an-jatony no indray nomen’ny Ong Stileex ahitana ny Openflex fiofanana maimaimpoana ny sabotsy teo, teny amin’ny Forello Expo Tanjombato nandritra ilay “Salon Asia Enjoy Madagascar”
Hamaky ny tohinyMiaina tanteraka anaty fahantrana ny Malagasy. Maro no mitaraina fa sahirana amin’ny fivelomana. Mampametra-panontaniana ihany anefa ny fananganan-trano maro misy, indrindra eto Antananarivo.
Hamaky ny tohinyTsy namelan`ny fanjakana raha tsy rava tanteraka ny orinasa Tiko AAA. Vokatry ny fahirano nataony dia voatery nanao fiatoana ara-teknika ity orinasa ity. Manomboka androany alakamisy 22 martsa 2018(ndlr:omaly) dia manao fanambarana ofisialy izahay mpisolovava an`ny orinasa AAA fa tsy maintsy hizotra any amin`ny fiatoana teknika ny orinasa, hoy Ratefimahefamijoro Dimin`Eloi.
Hamaky ny tohiny