• Alarobia 21 Martsa 2018
Toekarena.Vidin’entana amin’ny ariary 14 taona aty aoriana, tsy mbola zatra ny maro

Efa tamin’ny 7 jolay 2003 no nivoaka ilay lalàna nanova ny fiantsoana ny vola miasa eto Madagasikara ho ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Martsa 2018
Toekarena.Hetsika la grande braderie de Madagascar Hotanterahina ny 27 ka hatramin’ny 31 martsa ho avy izao

Hotanterahina ny 27 ka hatramin’ny 31 martsa ho avy izao etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina ilay hetsika La Grande Braderie de Madagascar karakarain’ny Madavision, mialoha ny fetin’ny paska.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Martsa 2018
Toekarena.Fanarenana ny toekarenan’i Madagasikara Tsy maintsy mila mpamatsy vola

Tsy misy mandeha amin’ny laoniny intsony ny toekaren’i Madagasikara. Mizotra any amin’ny fitotonganana hatrany ny tarehimarika ary raha izao no mitohy dia hanahirana tanteraka ny hanarina ny toekarena Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Martsa 2018
Toekarena.Fampandrosoana ara-toekarena Samy maka ho azy ny Malagasy

“Samy manao izay mahafalifaly ny fony ary samy manao izay mahamiramirana ny sainy”. Izany no teny mahafehy ny asa fampandrosoana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Martsa 2018
Toekarena.Faribolan’ny mpahay toekarena Hizara vahaolana amin’ny mpitondra

Sambany teto Madagasikara, raha ny fanazavan-dry zareo avy eo anivon’ny faribolan’ny mpahay toekarena eto na ny CREM no hisy fihaonambe hifampizarana manokana ny fepetra tokony hananana hampiarin-doha ny toekarena eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Martsa 2018
Toekarena.Madagasikara Arahi-maso akaiky amin’ny fampiasam-bola

Tonga eto Madagasikara indray ny iraka manokan’ny FMI (Fonds Monétaire International) izay tarihan’i Marshall Mills. Manara-maso indray ny fanatanterahana ilay FEC (Facilité Elargie de Crédit) andiany faharoa izay nahazoana 80 tapitrisa dolara tamin’ny taona 2017.

Hamaky ny tohiny
FTT